للإطلاع على الموقع بحلته الجديدة

ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة * - فهرس التراجم


ترجمة معاني آية: (106) سورة: المائدة
يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ شَهَٰدَةُ بَيۡنِكُمۡ إِذَا حَضَرَ أَحَدَكُمُ ٱلۡمَوۡتُ حِينَ ٱلۡوَصِيَّةِ ٱثۡنَانِ ذَوَا عَدۡلٖ مِّنكُمۡ أَوۡ ءَاخَرَانِ مِنۡ غَيۡرِكُمۡ إِنۡ أَنتُمۡ ضَرَبۡتُمۡ فِي ٱلۡأَرۡضِ فَأَصَٰبَتۡكُم مُّصِيبَةُ ٱلۡمَوۡتِۚ تَحۡبِسُونَهُمَا مِنۢ بَعۡدِ ٱلصَّلَوٰةِ فَيُقۡسِمَانِ بِٱللَّهِ إِنِ ٱرۡتَبۡتُمۡ لَا نَشۡتَرِي بِهِۦ ثَمَنٗا وَلَوۡ كَانَ ذَا قُرۡبَىٰ وَلَا نَكۡتُمُ شَهَٰدَةَ ٱللَّهِ إِنَّآ إِذٗا لَّمِنَ ٱلۡأٓثِمِينَ
Oh ianareo mpino, raha tojo ny iray aminareo ny fahafatesana dia aoka hamarinin’ny lehilahy roa azo antoka avy aminareo, na lehilahy roa hafa ivelanareo ny hafatry ny maty amin’ny didim-panànana raha any am-pandehanana lavitra ka tonga aminareo ny fahafatesana, tazony izy roa ireo aorian’ny fanompoam-pivavahana, mianiana amin’I Allah izy roa, raha misalasala ianareo, manao hoe : “tsy mitady vidiny izahay amin’izany na dia amin’ny havana akaiky aza ary izahay dia tsy manafina velively amin’ny fijoroana vavolombelona amin’I Allah. Raha tsy izany izahay dia anisan’ireo mpanota”.
التفاسير العربية:
 
ترجمة معاني آية: (106) سورة: المائدة
فهرس السور رقم الصفحة
 
ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة - فهرس التراجم

ترجمها فريق مركز رواد الترجمة بالتعاون مع جمعية الدعوة بالربوة وجمعية خدمة المحتوى الإسلامي باللغات وموقع IslamHouse.com.

إغلاق