ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
114 : 11

وَأَقِمِ ٱلصَّلَوٰةَ طَرَفَيِ ٱلنَّهَارِ وَزُلَفٗا مِّنَ ٱلَّيۡلِۚ إِنَّ ٱلۡحَسَنَٰتِ يُذۡهِبۡنَ ٱلسَّيِّـَٔاتِۚ ذَٰلِكَ ذِكۡرَىٰ لِلذَّٰكِرِينَ

Ary tanteraho sy antsangano ny Soalat (Vavaka) amin’ny fiantombohan’ny andro sy ny fiafarany, ary amin’ny ampaham-potoana amin’ny alina.Tena marina fa ireo asa soa dia mamafa ireo asa ratsy. Izany dia fampahatsiahivana ho an’ireo Olona mpandinika. info
التفاسير: |