external-link copy
15 : 11

مَن كَانَ يُرِيدُ ٱلۡحَيَوٰةَ ٱلدُّنۡيَا وَزِينَتَهَا نُوَفِّ إِلَيۡهِمۡ أَعۡمَٰلَهُمۡ فِيهَا وَهُمۡ فِيهَا لَا يُبۡخَسُونَ

Ireo izay mila ny fiainana eto an-tany sy ny haingony, dia omenay azy ireo ny valin’asany feno tanteraka fony mbola eto ambony tany, ary tsy misy hanalana na dia kely aza ny valisoan’izy ireo. info
التفاسير: |
prev

Houd

next