external-link copy
10 : 12

قَالَ قَآئِلٞ مِّنۡهُمۡ لَا تَقۡتُلُواْ يُوسُفَ وَأَلۡقُوهُ فِي غَيَٰبَتِ ٱلۡجُبِّ يَلۡتَقِطۡهُ بَعۡضُ ٱلسَّيَّارَةِ إِن كُنتُمۡ فَٰعِلِينَ

Hoy ny anankiray tamin’izy ireo: “Aza vonoina i Josefa, fa atsipazo ao anatina vovo iray, raha vonona ny hanao izany ianareo, mba handraisan’ny andian’olona sasany mpandeha azy indray”. info
التفاسير: |