external-link copy
17 : 12

قَالُواْ يَٰٓأَبَانَآ إِنَّا ذَهَبۡنَا نَسۡتَبِقُ وَتَرَكۡنَا يُوسُفَ عِندَ مَتَٰعِنَا فَأَكَلَهُ ٱلذِّئۡبُۖ وَمَآ أَنتَ بِمُؤۡمِنٖ لَّنَا وَلَوۡ كُنَّا صَٰدِقِينَ

Niteny izy ireo ka nanao hoe : Oh ry Dadanay o ! nandeha nifaninana nihazakazaka Izahay, ka navelanay teo akaikin’ny entanay i Yosofa, ka nohanin’ny amboadia Izy. Ary tsy hino Anay velively Ianao, na dia milaza ny marina aza Izahay.” info
التفاسير: |

Yousouf