external-link copy
18 : 12

وَجَآءُو عَلَىٰ قَمِيصِهِۦ بِدَمٖ كَذِبٖۚ قَالَ بَلۡ سَوَّلَتۡ لَكُمۡ أَنفُسُكُمۡ أَمۡرٗاۖ فَصَبۡرٞ جَمِيلٞۖ وَٱللَّهُ ٱلۡمُسۡتَعَانُ عَلَىٰ مَا تَصِفُونَ

Nentin’izy ireo ny akanjony lainga mihosi-drà . Niteny izy hoe : “Ny fanahy ratsinareo no nanosika anareo hanao tetika… ka tsy misy azoko atao afa-tsy ny faharetana tsara! Ary Allah no hangatahana vonjy amin’izay notantarainareo! ” info
التفاسير: |

Yousouf