external-link copy
19 : 12

وَجَآءَتۡ سَيَّارَةٞ فَأَرۡسَلُواْ وَارِدَهُمۡ فَأَدۡلَىٰ دَلۡوَهُۥۖ قَالَ يَٰبُشۡرَىٰ هَٰذَا غُلَٰمٞۚ وَأَسَرُّوهُ بِضَٰعَةٗۚ وَٱللَّهُ عَلِيمُۢ بِمَا يَعۡمَلُونَ

Nefa, nisy andian’olona anankiray tonga. Nirahin’izy ireo ny mpaka ny ranony, dia nampidina ny fanovozana kely. Hoy izy : “Vaovao mahafaly! Indro, nahita zazalahy kely aho!”. Ary nafenin’izy ireo izy (hamidy) toy ny entam-barotra. Nefa fantatr’Allah tsara izay ataon’izy ireo. info
التفاسير: |

Yousouf