external-link copy
22 : 12

وَلَمَّا بَلَغَ أَشُدَّهُۥٓ ءَاتَيۡنَٰهُ حُكۡمٗا وَعِلۡمٗاۚ وَكَذَٰلِكَ نَجۡزِي ٱلۡمُحۡسِنِينَ

Rehefa tonga ny fahamatoran-tsainy dia nomenay Azy ny fahendrena sy ny fahalalana. Tahaka izany no hamalianay ireo mpanao ny asa soa. info
التفاسير: |

Yousouf