external-link copy
41 : 12

يَٰصَٰحِبَيِ ٱلسِّجۡنِ أَمَّآ أَحَدُكُمَا فَيَسۡقِي رَبَّهُۥ خَمۡرٗاۖ وَأَمَّا ٱلۡأٓخَرُ فَيُصۡلَبُ فَتَأۡكُلُ ٱلطَّيۡرُ مِن رَّأۡسِهِۦۚ قُضِيَ ٱلۡأَمۡرُ ٱلَّذِي فِيهِ تَسۡتَفۡتِيَانِ

Ô Ianareo roalahy namako ato am-ponja ! Ny iray Aminareo dia hampisotro divay (toaka) ny tompony, ny ankiray Aminareo kosa dia ho fantsihana (amin’ny hazo fijaliana) ary ireo vorona dia ihinana ny lohany, efa tontosa izany ny raharaha izay nanontanianareo roalahy Ahy ”. info
التفاسير: |
prev

Yousouf

next