external-link copy
51 : 12

قَالَ مَا خَطۡبُكُنَّ إِذۡ رَٰوَدتُّنَّ يُوسُفَ عَن نَّفۡسِهِۦۚ قُلۡنَ حَٰشَ لِلَّهِ مَا عَلِمۡنَا عَلَيۡهِ مِن سُوٓءٖۚ قَالَتِ ٱمۡرَأَتُ ٱلۡعَزِيزِ ٱلۡـَٰٔنَ حَصۡحَصَ ٱلۡحَقُّ أَنَا۠ رَٰوَدتُّهُۥ عَن نَّفۡسِهِۦ وَإِنَّهُۥ لَمِنَ ٱلصَّٰدِقِينَ

Tamin’izay dia hoy ny mpanjaka tamin’izy ireo : “Inona àry no nahatonga anareo hiezaka haka fanahy an’i Josefa?”, ka hoy izy ireo namaly : “Tsy sitrak’Allah izany! Tsy mahalala na inona na inona ratsy aminy izahay”, ary hoy ny vadin’i Aziz : “Miseho ny marina ankehitriny, izaho no te-haka fanahy azy, ary ekena fa isan’ny olo-marina izy” info
التفاسير: |
prev

Yousouf

next