external-link copy
54 : 12

وَقَالَ ٱلۡمَلِكُ ٱئۡتُونِي بِهِۦٓ أَسۡتَخۡلِصۡهُ لِنَفۡسِيۖ فَلَمَّا كَلَّمَهُۥ قَالَ إِنَّكَ ٱلۡيَوۡمَ لَدَيۡنَا مَكِينٌ أَمِينٞ

Ary niteny ilay Mpanjaka ka nanao hoe : “ Ento aty Amiko Izy, atokako ho Ahy samy irery Izy ”. Ary rehefa niteny taminy Izy, dia nanao hoe : “ Tena marina fa Ianao manomboka androany dia akaiky Anay, hanana fahefana feno sy fitokisana ”. info
التفاسير: |

Yousouf