external-link copy
10 : 13

سَوَآءٞ مِّنكُم مَّنۡ أَسَرَّ ٱلۡقَوۡلَ وَمَن جَهَرَ بِهِۦ وَمَنۡ هُوَ مُسۡتَخۡفِۭ بِٱلَّيۡلِ وَسَارِبُۢ بِٱلنَّهَارِ

Mitovy ihany (eo Aminy), Aminareo : izay manafina ny teniny na izay mampiely ankarihary, na izay miafina amin’ny alina na izay miseho mazava amin’ny antoandro. info
التفاسير: |