ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
11 : 13

لَهُۥ مُعَقِّبَٰتٞ مِّنۢ بَيۡنِ يَدَيۡهِ وَمِنۡ خَلۡفِهِۦ يَحۡفَظُونَهُۥ مِنۡ أَمۡرِ ٱللَّهِۗ إِنَّ ٱللَّهَ لَا يُغَيِّرُ مَا بِقَوۡمٍ حَتَّىٰ يُغَيِّرُواْ مَا بِأَنفُسِهِمۡۗ وَإِذَآ أَرَادَ ٱللَّهُ بِقَوۡمٖ سُوٓءٗا فَلَا مَرَدَّ لَهُۥۚ وَمَا لَهُم مِّن دُونِهِۦ مِن وَالٍ

Izy (olombelona ) dia manana eo alohany sy aoriany (ireo Anjely) izay miaro sy manara-maso Azy araka ny didin’i Allah. Tena marina, fa i Allah dia tsy manova velively izay misy amin’ny vahoaka iray raha tsy efa izy ireo no (miezaka) manova izay misy eo amin’izy ireo. Ary raha te hanao ratsy amin’ny vahoaka iray Izy, dia tsy misy mahasakana Azy, fa tsy manana mpiaro ankoatra Azy izy ireo. info
التفاسير: |