external-link copy
15 : 13

وَلِلَّهِۤ يَسۡجُدُۤ مَن فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ طَوۡعٗا وَكَرۡهٗا وَظِلَٰلُهُم بِٱلۡغُدُوِّ وَٱلۡأٓصَالِ۩

Any amin’i Allah daholo no hiankohofan’ireo izay any amin’ireo lanitra sy ety ambony tany na mankatoa na mankahala,, ary koa ny alok’izy ireo, amin’ny fiandohan’ny andro sy ny fiafarany. info
التفاسير: |
prev

Ar-ra'd

next