ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
2 : 13

ٱللَّهُ ٱلَّذِي رَفَعَ ٱلسَّمَٰوَٰتِ بِغَيۡرِ عَمَدٖ تَرَوۡنَهَاۖ ثُمَّ ٱسۡتَوَىٰ عَلَى ٱلۡعَرۡشِۖ وَسَخَّرَ ٱلشَّمۡسَ وَٱلۡقَمَرَۖ كُلّٞ يَجۡرِي لِأَجَلٖ مُّسَمّٗىۚ يُدَبِّرُ ٱلۡأَمۡرَ يُفَصِّلُ ٱلۡأٓيَٰتِ لَعَلَّكُم بِلِقَآءِ رَبِّكُمۡ تُوقِنُونَ

Allah no nampiakatra ireo lanitra tsy misy andry izay hitanareo maso. Avy eo dia nitoetra teo ambonin’ny Seza fiandrianany Izy ary nataony ny masoandro sy ny volana (ho ampiasain’ny olombelona), mihazakazaka mankany amin’ny fiafarana voatondro ny tsirairay, Izy no mandrindra ny fiandidiana rehetra. Ary Izy no mamakafaka amin’ny antsipiriany ireo famantarana angamba hino marina Ianareo amin’ny fihaonana amin’ny Tomponareo. info
التفاسير: |