external-link copy
8 : 13

ٱللَّهُ يَعۡلَمُ مَا تَحۡمِلُ كُلُّ أُنثَىٰ وَمَا تَغِيضُ ٱلۡأَرۡحَامُ وَمَا تَزۡدَادُۚ وَكُلُّ شَيۡءٍ عِندَهُۥ بِمِقۡدَارٍ

Allah dia mahafantatra izay entin’ny vavy tsirairay sy ny fotoana faharetan’ny vohoka : fohy na ho lava. Ny zava-drehetra eo aminy dia samy manana ny fetrany. info
التفاسير: |

Ar-ra'd