ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
111 : 2

وَقَالُواْ لَن يَدۡخُلَ ٱلۡجَنَّةَ إِلَّا مَن كَانَ هُودًا أَوۡ نَصَٰرَىٰۗ تِلۡكَ أَمَانِيُّهُمۡۗ قُلۡ هَاتُواْ بُرۡهَٰنَكُمۡ إِن كُنتُمۡ صَٰدِقِينَ

Ary hoy ny tenin’izy ireo : “Tsy misy hiditra ny Paradisa na iza na iza afa-tsy ny Jiosy sy ireo Kristianina”. Izany no nofinofin’izy ireo. Koa lazao azy ireo : “Ento aty ny porofonareo, raha marina tokoa izay voalazanareo”. info
التفاسير: |