ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
128 : 2

رَبَّنَا وَٱجۡعَلۡنَا مُسۡلِمَيۡنِ لَكَ وَمِن ذُرِّيَّتِنَآ أُمَّةٗ مُّسۡلِمَةٗ لَّكَ وَأَرِنَا مَنَاسِكَنَا وَتُبۡ عَلَيۡنَآۖ إِنَّكَ أَنتَ ٱلتَّوَّابُ ٱلرَّحِيمُ

Tomponay ô ! Ataovy ho mpanolo-tena ho Anao Izahay roa, ary amin’ireo taranakay ihany koa mba hisy vahoaka mpanolo-tena ho Anao. asehoy anay ny fomba hanaovanay ny fanompoanay; ary raiso ny fibebahana izay nataonay, fa Ianao tokoa ilay Mpandray ny fibebahana sy Be fiantrana. info
التفاسير: |