ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
250 : 2

وَلَمَّا بَرَزُواْ لِجَالُوتَ وَجُنُودِهِۦ قَالُواْ رَبَّنَآ أَفۡرِغۡ عَلَيۡنَا صَبۡرٗا وَثَبِّتۡ أَقۡدَامَنَا وَٱنصُرۡنَا عَلَى ٱلۡقَوۡمِ ٱلۡكَٰفِرِينَ

Ary rehefa niatrika an’i Jalota (Goliata) sy ireo miaramilany izy ireo dia niteny hoe :” O ! Ry Tomponay ! arotsahy aminay ny faharetana, ary hamafiso ny dianay ary avoahy ho mpandresy eo anatrehan’ireo vahoaka tsy mpino izahay ”. info
التفاسير: |