ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
3 : 21

لَاهِيَةٗ قُلُوبُهُمۡۗ وَأَسَرُّواْ ٱلنَّجۡوَى ٱلَّذِينَ ظَلَمُواْ هَلۡ هَٰذَآ إِلَّا بَشَرٞ مِّثۡلُكُمۡۖ أَفَتَأۡتُونَ ٱلسِّحۡرَ وَأَنتُمۡ تُبۡصِرُونَ

Varimbariana ny fon’izy ireo ; ary ireo izay manao ny tsy rariny dia manao konokonon-dresaka hoe : “Moa tsy olombelona tahaka anareo ihany ve izy ? Ka hanaraka ny majika ve ianareo kanefa ianareo mahita tsara izany ?” info
التفاسير: |