ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
4 : 21

قَالَ رَبِّي يَعۡلَمُ ٱلۡقَوۡلَ فِي ٱلسَّمَآءِ وَٱلۡأَرۡضِۖ وَهُوَ ٱلسَّمِيعُ ٱلۡعَلِيمُ

Niteny izy (Mohammad) hoe : “Ny Tompoko dia mahafantatra ny teny rehetra izay lazaina any an-danitra sy ety an-tany. Ary Izy Ilay Maheno, Ilay Mahalala ny zava-drehetra”. info
التفاسير: |