ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
13 : 31

وَإِذۡ قَالَ لُقۡمَٰنُ لِٱبۡنِهِۦ وَهُوَ يَعِظُهُۥ يَٰبُنَيَّ لَا تُشۡرِكۡ بِٱللَّهِۖ إِنَّ ٱلشِّرۡكَ لَظُلۡمٌ عَظِيمٞ

Ary rehefa niteny tamin’ny zanany lahy i Lokomany ka nananatra azy nanao hoe : “Ry anaka, aza mampikambana an’i Allah amin’ny zavatra hafa ianao, fa ny fanompoan-tsampy dia tsy rariny tafahoatra tokoa”. info
التفاسير: |