ការបកប្រែអត្ថន័យនៃគម្ពីរគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - ដោយមជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

លេខ​ទំព័រ:close

external-link copy
84 : 38

قَالَ فَٱلۡحَقُّ وَٱلۡحَقَّ أَقُولُ

Niteny izy (Allah) hoe : “ Tena marina ary ny marina no teneniko, info
التفاسير: |

external-link copy
85 : 38

لَأَمۡلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكَ وَمِمَّن تَبِعَكَ مِنۡهُمۡ أَجۡمَعِينَ

Tena ho fenoiko anao ny Afobe (Djahannama) sy izay rehetra hanaraka anao amin’izy ireo. info
التفاسير: |

external-link copy
86 : 38

قُلۡ مَآ أَسۡـَٔلُكُمۡ عَلَيۡهِ مِنۡ أَجۡرٖ وَمَآ أَنَا۠ مِنَ ٱلۡمُتَكَلِّفِينَ

Teneno :“ Tsy mangataka tambiny aminareo amin’izany aho; ary tsy anisan’ireo mpisandoka. info
التفاسير: |

external-link copy
87 : 38

إِنۡ هُوَ إِلَّا ذِكۡرٞ لِّلۡعَٰلَمِينَ

Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo izao info
التفاسير: |

external-link copy
88 : 38

وَلَتَعۡلَمُنَّ نَبَأَهُۥ بَعۡدَ حِينِۭ

Ary tena ho fantatrareo tsy ho ela ny vaovao momba izany !. info
التفاسير: |