ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
154 : 4

وَرَفَعۡنَا فَوۡقَهُمُ ٱلطُّورَ بِمِيثَٰقِهِمۡ وَقُلۡنَا لَهُمُ ٱدۡخُلُواْ ٱلۡبَابَ سُجَّدٗا وَقُلۡنَا لَهُمۡ لَا تَعۡدُواْ فِي ٱلسَّبۡتِ وَأَخَذۡنَا مِنۡهُم مِّيثَٰقًا غَلِيظٗا

Ary nampiakarinay teo ambonin’izy ireo ny tendrombohitra (toor) [70] mba hahazoana ny faneken’izy ireo. Ary niteny tamin’izy ireo Izahay hoe: “Midira amin’ny varavarana amim-piankohofana ianareo.”Ary mbola niteny tamin’izy ireo Izahay hoe: “Aza mandika ny didy aman-dalànan’ny Sabata ianareo”. Ary nandray fanekena tena hentitra avy tamin’izy ireo Izahay. info
التفاسير: