ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
157 : 4

وَقَوۡلِهِمۡ إِنَّا قَتَلۡنَا ٱلۡمَسِيحَ عِيسَى ٱبۡنَ مَرۡيَمَ رَسُولَ ٱللَّهِ وَمَا قَتَلُوهُ وَمَا صَلَبُوهُ وَلَٰكِن شُبِّهَ لَهُمۡۚ وَإِنَّ ٱلَّذِينَ ٱخۡتَلَفُواْ فِيهِ لَفِي شَكّٖ مِّنۡهُۚ مَا لَهُم بِهِۦ مِنۡ عِلۡمٍ إِلَّا ٱتِّبَاعَ ٱلظَّنِّۚ وَمَا قَتَلُوهُ يَقِينَۢا

Ary noho ny tenin’izy ireo hoe: “Tena izahay tokoa no namono an’i Jesoa zanak’i Maria, irak’I Allah. Nefa tsy nahafaty Azy izy ireo, ary tsy nahafantsika Azy, fa endrika mitovy aminy fotsiny no naseho tamin’izy ireo.Ary tena marina fa ireo izay miady hevitra momba izany, dia tena ao anatin’ny fisalasalana mafy, tsy manam-pahalalana ny amin’izany izy ireo.Tsy misy afa-tsy ny fanarahana ny vinavinan’ny eritreritra fotsiny. Ary azo antoka fa tsy novonoin’izy ireo velively Izy. info
التفاسير: