ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
73 : 4

وَلَئِنۡ أَصَٰبَكُمۡ فَضۡلٞ مِّنَ ٱللَّهِ لَيَقُولَنَّ كَأَن لَّمۡ تَكُنۢ بَيۡنَكُمۡ وَبَيۡنَهُۥ مَوَدَّةٞ يَٰلَيۡتَنِي كُنتُ مَعَهُمۡ فَأَفُوزَ فَوۡزًا عَظِيمٗا

Ary raha mahazo fahasoavana avy amin’i Allah kosa ianareo dia hiteny indray izy ireo ho toy ny tsy misy ny fifankatiavana teo aminareo sy izy, “Indrisy ! Raha mba niaraka tamin’izy ireo aho dia mba nahazo fahombiazana lehibe !” info
التفاسير: