ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
27 : 48

لَّقَدۡ صَدَقَ ٱللَّهُ رَسُولَهُ ٱلرُّءۡيَا بِٱلۡحَقِّۖ لَتَدۡخُلُنَّ ٱلۡمَسۡجِدَ ٱلۡحَرَامَ إِن شَآءَ ٱللَّهُ ءَامِنِينَ مُحَلِّقِينَ رُءُوسَكُمۡ وَمُقَصِّرِينَ لَا تَخَافُونَۖ فَعَلِمَ مَا لَمۡ تَعۡلَمُواْ فَجَعَلَ مِن دُونِ ذَٰلِكَ فَتۡحٗا قَرِيبًا

Nohamarinin’I Allah ny fahitan’ny irany, tamin’izy nanambara tamim-pahamarinana hoe : “Hiditra ao amin’ny trano masina fiankohofana amim-piadanana tokoa ianareo raha sitrak’I Allah izany, rehefa avy nanala volo tanteraka ianareo na nitapa-bolo, tsy amim-pahatahorana”. Fantany izay tsy mbola fantatrareo. Ary ankoatra izany dia napetrany ny fandresena efa akaiky. info
التفاسير: